Choralie 2008 - Fanolorana Hira Tapany I
Araky ny tapaka tamin’ny Fivoriam-ben’ny AMF dia indro atolotra eto ambany ny mombamomba ny fanolorana hira ho fidiana atao amin’ny Choralie 2008 tapany I.
Teny Faneva
"Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô ; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko" Salamo 51:10
Daty Farany andraisana hira atolotra
30 Jona 2007
Adiresy handefasana ny hira atolotra
RATOANINA Christian
26F, rue Paul Rivet
92350, Le Plessis-Robinson
na
hira2008@choralie.org
Fifidianana ireo hira voaray
Atao (...)
Tohiny »
Choralie 2008 - Ireo Hira ho fidiana @ Tapany I - 26 septembre 2007
avy amin'i Rado RamarotafikaHo an’ny Antoko Mpihira FPMA manontolo,
Indro alefa etoana ireo hira natolotsika ho fidiana mba atao @ Choralie 2008 Tapany I. Io fifidianana io dia atao ny Sabotsy 29 Septambra any Bordeaux araka ny efa fiantsoana natao : http://choralie.org/v1/ecrire/ ?exec... teto.
Ny lisitr’ireo hira ireo sy ny partition dia azontsika alaina eto : http://choralie.org/Choralie-2008-P... (6,6Mo)
Amin’ny anaran’ny Birao AMF
Rado Ramarotafika
Vaomiera (...)
Tohiny »
Jobily Pasitera Synodaly - 21 septembre 2007
avy amin'i Rado RamarotafikaHo an’ny Antoko Mpihira FPMA ao @ Ile de France,
Ho an’ny Antoko Mpihira FPMA manontolo,
Manana anjara Hira 2 isika AMF mandritra ny Fanompoam-pivavahana Fankalazana ny Jobilin’i Pasitera Synodaly : http://www.fpma.net/fotoana/event.ps .
Ireto avy ireo hira atao :
Hay teo foana Kristy http://choralie.org/Hay_Teo_Foana.zip
Hobio Derao http://choralie.org/Hobio_Derao.pdf
Ny fanamiana dia Fotsy ambony sy Mainty ambany. Ny fahatongavan’ny Antoko (...)
Tohiny »
Fivoriam-be fanomanana Choralie 2008 - 21 septembre 2007
avy amin'i Rado RamarotafikaHo an’Atoa Jean-Solo Rafidinarivo, Interface Birao Foibe AMF,
Ho an’ny Mpandrindra AMF Faritany 6,
Ho an’ny Antoko Mpihira AMF Tafo sy Fiaraha-mivavaka,
Ho an’ny Birao AMF,
Indro alefa etoana ny taratasy fiantsoana mikasika ny fivoriana fanomanana
Choralie 2008 izay atao any
Bordeaux ny Sabotsy 29 Septambra 2007
Centre Hâ 32
32 rue du Commandant Arnould - 33000 Bordeaux
Dia mametraka anareo ho eo ambany fitahian’ny Tompo,
Rado Ramarotafika
Vaomiera Serasera (...)
Tohiny »
Choralie 2008 - Fanolorana Hira Tapany I - 19 mai 2007
avy amin'i Rado RamarotafikaAraky ny tapaka tamin’ny Fivoriam-ben’ny AMF dia indro atolotra eto ambany ny mombamomba ny fanolorana hira ho fidiana atao amin’ny Choralie 2008 tapany I.
Teny Faneva
"Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô ; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko" Salamo 51:10
Daty Farany andraisana hira atolotra
30 Jona 2007
Adiresy handefasana ny hira atolotra
RATOANINA Christian
26F, rue Paul Rivet
92350, Le Plessis-Robinson
na
hira2008@choralie.org
Fifidianana ireo hira voaray
Atao (...)
Tohiny »
FPMA - FPF : Fanompoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra - 12 avril 2007
avy amin'i Rado RamarotafikaHo an’ny Antoko Mpihira FPMA,
Araka ny vaovao efa nampitaina tamintsika fa nohon’ny fahasoavan’ny Tompo dia voaray ho isan’ny Mpikambana Feno ao amin’ny FPF isika FPMA.
Ho fiarahantsika rehetra misaotra sy mankalaza ny anaran’Andriamanitra izay be fitiavana sy be fitahiana dia manasa antsika rehetra hiaraka hanatrika ny fanompoam-pivavahana izay kasaina hatao ny
Alahady 15 aprily 2007
TEMPLE ERF ETOILE
56, Rue de la Grande Armée
75016 PARIS
(Metro Argentine, (...)
Tohiny »
Choralie 2008 : Fanomanana Teny Faneva - 12 mars 2007
avy amin'i Rado RamarotafikaHo an’ny Antoko Mpihira AMF manontolo,
Ho fidiana mandritry ny fivoriam-be 2007izay atao any Melun ho avy izao ny teny faneva ho an’ny Choralie 2008. Izay manana soso-kevitra elafa ho fidiana dia aoka hiomana momba izany.
Ho an’izay tsy afaka hanatrika ny fivoriana dia afaka mandefa izany eto @ mailing-list AMF na handefa azy eto hatramin’ny Zoma 16/03 amin’ny 22h.
Tohiny »
AMF Cergy : Antsam-panahy - 6 mars 2007
avy amin'i Rado RamarotafikaASABOTSY 31 marsa 2007
Manomboka amin’ny 19h30
Ao amin’ny Centre Protestant de Rencontre
Place des Touleuses
95000 Cergy Les Touleuses
AMF Cergy
Tohiny »